Ieva Kazakeviciute, mpilatsaka an-tsitrapo eto Madagasikara, dia mitantara ny zava-niainany tamin'ny fanaraha-maso ny sokatra hala atahorana ho lany tamingana.
Vakio ny lahatsoratra feno: Tsikaritry ny sokatra hala: manara-maso ny iray amin'ireo karazana tsy fahita firy eto Madagasikara