Tamin'ny Janoary 2016, sambany tonga tao Timor-Leste i Sean Clement, ary izao izy dia nisaintsaina ny taona iray niavaka tao amin'ny Nosy Ataúro izay nametraka ny fototra ho amin'ny hoavy mamirapiratra.
Vakio ny lahatsoratra feno: Tinan ida iha Timor-Lorosae: Herintaona tany Timor-Leste