Jessie Skedd mpirotsaka an-tsitrapo eto Madagasikara dia nizara ny heviny taorian'ny nanatri-maso ny fisokafan'ny toeram-panjonoana horita taorian'ny fe-potoana fanakatonana vonjimaika.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fahafahana miavaka hiaina ny fitantanana ny jono mifototra amin'ny vondrom-piarahamonina





