Feno Hanitriniala avy ao amin’ny ekipan’ny Fanabeazam-pirenena no nandao an’i Madagasikara voalohany mba hamerenany ny fahalalana nitombo momba ny fitantanana an-dranomasina ho an’ny tanoran’ny Velondriake.
Vakio ny lahatsoratra feno: Diabe ho an'ny fanabeazana: avy any Madagasikara ka hatrany Canada hianatra momba ny fitantanana ny ranomasina