Mr Steiner dia naneho hevitra, 'ny tetikasa farany dia mampiseho ny mety ho fiaraha-miasa sy ny herin'ny fandraharahana. Miara-miforona hery lehibe ho an'ny fampandrosoana maharitra ireo.'
Ny Blue Ventures dia mankasitraka ny fanohanan'ny USAID sy ny Lufthansa, izay namatsy vola an'i Dr. Mara Edouard avy amin'ny Institut Halieutique et des Sciences Marines sy Alasdair Harris avy amin'ny Blue Ventures mba hisolo tena ny fiaraha-miasa amin'ny Kongresy Iraisam-pirenena.





