Matt Hudson, 24 taona, mpilatsaka an-tsitrapo tamin'ny diany nankany Andavadoaka, Madagascar tamin'ny Septambra 2008, naka ny sary teo am-panaovana fikarohana niaraka tamin'ny ONG Blue Ventures momba ny fiarovana ny ranomasina. Ny sarin'ny foza kely vita amin'ny porcelain izay hitan'i Matt niafina tao anaty anemone raha nijery vatohara izy.

Tsy vao sambany io sary io no nahazo mari-pankasitrahana – nahazo loka tamina fifaninanana nokarakarain'ny PADI Sports Diver gazety ho an'ny sary anaty rano anaty rano mafana.
Lahatsoratra voalohany navoaka tao amin'ny Daily Telegraph's





