The Nature Conservancy: Vahaolana momba ny toetrandro voajanahary
Ny asan'ny Blue Ventures miaraka amin'ny fikajiana ny ala honko eto Madagasikara dia tafiditra ao anatin'ny lisitr'ireo fanadihadiana momba ny vahaolana momba ny toetrandro voajanahary avy amin'ny The Nature Conservancy.