Bilaogy: Tombontsoa tokana ahafahana miaina ny fitantanana ny jono mifototra amin'ny fiaraha-monina
Jessie Skedd mpirotsaka an-tsitrapo eto Madagasikara dia nizara ny heviny taorian'ny nanatri-maso ny fisokafan'ny toeram-panjonoana horita taorian'ny fe-potoana fanakatonana vonjimaika.