Ity lahatsoratra ity no andiany voalohany amin'ny andiany 3 momba ny fampiasàna ny lalàna mahazatra (sasi) ataon'ireo vondrom-piarahamonina avy amin'ny vondronosy Maluku ao Indonezia ary ny fomba nanampian'ireo fomba ireo ireo vondrom-piarahamonina hanangana indray ny jono. Ny traikefako voalohany tamin'ny Sasi Septambra […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Famelomana indray ny 'sasi' – miantehitra amin'ny lalàna sy fomban-drazana indizeny mba hiarovana ny ranomasina ao Maluku – Indonezia