
Vondrona tanora Gambiana nandresy tamin'ny hetsika maitso ho an'ny tontolo mahasalama
Ao anatin'ny ezaka mba hitondra fiovana marina eo amin'ny fiaraha-monina misy azy ireo sy hamahana ireo olana mifandraika amin'ny tontolo iainana, ny mpikambana ao amin'ny Sanyang Youths for Environmental Protection and Development (SANYEPD) dia manao onjam-peo amin'ny alàlan'ny fomba fiasany amin'ny famerenana amin'ny laoniny ny ala honko sy […]