Vina iombonana hiadiana amin'ny jono tsy ara-dalàna, tsy voatatitra ary tsy voafehy any amin'ny ranomasimbe Indianina Andrefana
Nandray fepetra hentitra tamin’ity volana ity ny fivorian’ny mpiaro ny tontolo iainana sy ny mpanao politika manerana ny ranomasimbe Indianina mba hiadiana amin’ny fitomboan’ny loza mitatao amin’ny tsy ara-dalàna, tsy voatatitra ary tsy voafehy...