"Ireo fomba fiasa vaovao toy ny Blue Ventures , orinasa iray momba ny zavamananaina isan-karazany izay mampivondrona ireo maodely orinasa sosialy tarihin'ny vondrom-piarahamonina miaraka amin'ny fizahan-tany ara-tontolo iainana, ny fandrisihana amin'ny fiarovana ny tontolo iainana amin'ny alalan'ny famatsiam-bola karbônina ary ny fiompiana anaty rano, dia mampanantena fa hanampy amin'ny famerenana amin'ny laoniny ny fahasimban'ny jono efa misy manerana izao tontolo izao."






