Marie Gorettie; ny fanoloran-tenako ampahibemaso amin'ny tontolo iainana amin'ny maha-mpitarika tanora ahy. Ity lahatsoratra ity no andiany voalohany amin'ny andiany efatra ahitana ireo tanora mpitarika eto Madagasikara izay mampiasa ny feony mba hiarovana ny fiaraha-monina misy azy sy ny tontolo iainana an-dranomasina. Josephine, […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Feon'ny tanora mpitarika ny fiarahamonina