Nizara ny heviny momba ny fomba fiasa ara-pahasalamana sy tontolo iainana i Edith Ngunjiri, Mpanolotsaina Teknika momba ny Fiaraha-miasa eo amin'ny Fahasalamana sy ny Tontolo Iainana, taorian'ny faha-15 taonan'ny fandaharan'asa Blue Ventures Safidy teto Madagasikara.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fanatsarana ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina mba hampiroboroboana ny fandraisana anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana





