Nohadihadian'ny Lux Magazine – sehatra fampitam-baovao momba ny zavakanto, kolontsaina, lamaody ary rendrarendra izay mifantoka amin'ny fampandrosoana maharitra sy ny natiora, ny Tale Mpanatanteraka anay, Dr. Alasdair Harris.
Ny lahatsoratra dia mandalina ny antony sy ny fomba fiasan'ny Blue Ventures eo amin'ny fifandraisan'ny zon'olombelona, ny fiarovana ny ranomasina, ary ny fandriampahalemana ara-tsakafo mba hiatrehana ireo antony fototra mahatonga ny fahantrana sy ny fahasimban'ny tontolo iainana. Ao amin'ny tafatafa, i Al dia miresaka momba ireo fanamby lehibe atrehin'ny indostrian'ny jono sy ny ranomasimbentsika, ny angon-drakitra sy ny teknolojia manovaova, ary manolotra torohevitra ho an'ireo mpandraharaha ara-tsosialy maniry ho avy.
Vakio eto ny tafatafa.





