Tany am-piandohan'ireo taona 2000, nisy mpanjono sasany avy ao amin'ny nosy Darawa, any atsimo andrefan'ny distrikan'i Kaledupa ao amin'ny Fanjakan'i Wakatobi any Indonezia, no naka trondro tamin'ny fomba manimba. Tsy nanana toeram-pambolena ilay nosy tsy nisy mponina teo aloha, ary ireo mpanjono nifindra tany […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Mpanjono Darawa: Miala amin'ny jono manimba mba ho lasa mpitarika amin'ny fitantanana ny harena amorontsiraka