
Làlana iray mankany amin'ny jono matanjaka kokoa avy amin'ny vondrom-piarahamonina any Afrika Atsinanana
Manomboka amin'ny fitaovana angon-drakitra ka hatramin'ny fanohanana ny fitantanana, ireo mpiara-miombon'antoka amin'ny Blue Ventures manerana an'i Afrika Atsinanana dia mampifanaraka ny fomba fiasany mba hanampiana ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka hanamafy ny fitantanana ny jono amin'ny fomba azo ampiharina,









