Telo taona lasa izay dia nisy vondrona mpisehatra ara-pahasalamana sy tontolo iainana isan-karazany nivondrona ary nanapa-kevitra ny hanangana… ny Tambajotra PHE Madagascar!
Ireo mpisehatra ireo dia nanaiky ny hasarobidin'ny fiaraha-miasa amin'ny sehatra rehetra amin'ny fampitomboana ny fidirana amin'ny tolotra ara-pahasalamana sy ny fanamafisana ny fitantanana ny harena voajanahary mifototra amin'ny vondrom-piarahamonina any amin'ireo faritra mafana misy ny zavamananaina eto Madagasikara, ary naniry ny hamorona sehatra ahafahan'izy ireo mifandray sy mifampizara traikefa amin'ity fomba fiasa manontolo ity.
Vakio ny tantara feno avy amin'ny PHE Madagascar: Fankalazana ny telo taona fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ho an’ny vahoaka sy ny tontolo iainana eto Madagasikara!
Ny fanentanana #PHEMada3 dia azo jerena ao amin'ny Twitter.