Manatevin-daharana ny hetsika ifotony ny mpampivelona sy ny mpamboly kôkômbra mba hiarovana ny zava-mahatalanjona ambanin'ny ranomasimbe Indianina; fomba fiasa manontolo izay manazava ny hoavin'ny fiarovana.
Fampisehoana Ocean Watch ao amin'ny gazetiboky Open Planet Scuba Diving.
Teny avy amin'ny Laura Robson, sary nataon'i Garth Cripps.