Ity lahatsoratra ity dia andiany faharoa amin'ny andiany 3 momba ny fampiasana ny lalàna mahazatra (sasi) ataon'ireo vondrom-piarahamonina avy amin'ny vondronosy Maluku ao Indonezia sy ny fomba nanampian'ireo fomba ireo ireo vondrom-piarahamonina hanangana indray ny jono. Vakio eto ny fizarana 1. Telo […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Mampifandray ireo teboka – 'Sasi' sy ny fiaraha-mitantana any Maluku, Indonezia