Ny fivorian'ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny tanàna amorontsirak'i Bulutui any Sulawesi dia manentana ny fananganana rafitra fanaraha-maso ny trondro sy ny hetsika mankany amin'ny fomba fanjonoana maharitra.
Vakio ny lahatsoratra feno: Manara-maso ny fanaratsiana: manomboka manara-maso ny jono horita ny vondrom-piarahamonina Bulutui





