Miresaka momba ny maha-zava-dehibe ny honko ho an'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka eto Madagasikara , sy izay azontsika atao mba hiarovana azy ireo, ny Dr Trevor Jones avy amin'ny BV, ato amin'ity lahatsoratra ity izay nasongadina tao amin'ny bilaogy Ocean Views an'ny National Geographic.





