Tamin'ny volana febroary, vondrom-piarahamonina amorontsiraka sivy manerana an'i Timor-Leste no nivory tao Beto-Tasi ho amin'ny fifanakalozana fianarana lehibe indrindra nokarakarain'ny Blue Ventures tao amin'ny firenena.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mametraka sarintany ny ho avy: miara-mivory ireo vondrom-piarahamonina mba hiresaka momba ny maha-zava-dehibe ny faritra an-dranomasina tantanin'ny eo an-toerana ao Timor-Leste taorian'ny valan'aretina





