Hoy ny The Star any Kenya tamin'ny fifanakalozana teo amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny vohitr'i Munje sy ny Nosy Pate, izay samy any amin'ny morontsiraka Kenyana. Ny vondrona avy ao Munje dia nianatra momba ny faritra an-dranomasina tantanan'ny Pate (LMMA) ary vonona ny hamerina indray ny tetikasa ao amin'ny vondrom-piarahamonina misy azy ireo.