Nisongadina ny gazetiboky portogey Azul ny feon'ny mpanjono madinika izay tonga tany Lisbonne tamin'ny fihaonamben'ny Firenena Mikambana momba ny ranomasimbe (UNOC) mba hanambara ny ahiahin'izy ireo momba ny fanilikilihana ny feon'ireo mpanjono sy vondrom-piarahamonina amorontsiraka amin'ny fanapahan-kevitra noraisina momba ny ranomasina.





