Ny fandaharan'asan'ny Blue Ventures momba ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina dia manofana ny vehivavy eo an-toerana ho mpandraharaha ara-tsosialy 'tahaka an'i Avon', manolotra karazana fomba fanabeazana aizana mora vidy ao an-tanànany. Hatramin’ny nanombohan’ny tetikasa tamin’ny taona 2007 dia nitombo avo dimy heny mahery ny isan’ny vehivavy ao Velondriake mampiasa fanabeazana aizana.