Namoaka lahatsoratra manokana nosoratan'i Rayhan Dudayev – Manampahaizana Manokana momba ny Politika, ny Fisoloana vava ary ny Fitantanana ao amin'ny Yayasan Pesisir Lestari (YPL), mpiara-miombon'antoka amin'ny BV any Indonezia – ny Jakarta Post momba ny herin'ny fitantanana ifarimbonana amin'ny famahana ny olan'ny ranomasina.
Azonao vakiana eto ny lahatsoratra feno:
Tsy maintsy misy ny fitantanana an-dranomasina ifarimbonana mba hiatrehana ireo olana an-dranomasina – The Jakarta Post, 29 Jona 2022






