“Tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo, fony tany Placencia izahay, dia nahazo fahafahana hiresaka tamin'ny mpikaroka sy mpiaro ny tontolo iainana monina ao amin'ny tahiry Bacalar Chico izay miady amin'ny fanafihana mahafaty. Nanomboka tamin'ny 2009 dia nihinana tamin'ny fomba ara-dalàna ny lionfish manerana an'i Belize





