Tanànan'i Dangriga - fantatra amin'ny anarana hoe 'renivohitry ny kolontsaina' any Belize - dia vondrom-piarahamonina amorontsiraka mavitrika mipetraka eo anelanelan'ireo havoana sy lohasaha any atsimon'i Belize. Hita sy re ary tsapa manerana ny araben’ny tanàna ny tantaran’ny vakoka manankarena ao […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Fanomezana laharam-pahamehana ny fampidirana sy ny fandraisan'anjaran'ny vondrom-piarahamonina amin'ny fiarovana sy ny fitantanana ny jono ao Belize!





