Fankatoavana ny fenitra ara-tsosialy sy kolontsaina mba hampitomboana ny fanarahan-dalàna ataon'ny vondrom-piarahamonina amin'ny tahirin-dranomasina maharitra any atsimo andrefan'i Madagasikara
Famintinana Mitombo hatrany ny fomba fiasa eo an-toerana sy ny fiaraha-mitantana amin'ny fiarovana an-dranomasina mba hampitomboana ny fanarahana ny fitsipika, izay tena ilaina amin'ny fitantanana mahomby. Eto isika dia manombana