Lesona hiantohana ny fitohizan'ny fandraisana anjaran'ny vondrom-piarahamonina amin'ny tetikasa fiarovana sy famerenana amin'ny laoniny ny karbaona manga honko eto Madagasikara
Ny tetikasa fiarovana mahomby izay mametra na manova ny fidirana amin'ireo loharanon-drano iombonana dia mitaky fandraisan'anjaran'ny vondrom-piarahamonina manan-danja tsy amin'ny alalan'ny fifampidinihana ihany fa amin'ny alalan'ny fanomezana hery ny vondrom-piarahamonina.