Ny ala honko ao amin'ny helodranon'Ambanja sy Ambaro, avaratra andrefan'i Madagasikara: Dinamika ara-tantara, ny toe-draharaha ankehitriny ary ny paikadin'ny fanafoanana ny fandripahana ala.
Abstract Madagasikara dia ahitana ny faritra fahefatra amin'ny ala honko lehibe indrindra eto Afrika, izay misolo tena ny 2% eo amin'ny fiparitahan'izao tontolo izao. Nanomboka ny taona 1990, maherin’ny 20%-n’ny tontolon’ny ala honko eto Madagasikara