Namorona fandaharam-pianarana ho an'ireo vondron'ny tanora tohanantsika manerana ny firenena ny ekipan'ny Blue Ventures momba ny fahasalamana eto Madagasikara.
Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fahasalamana eto Madagasikara ny taona 2018 ity fandaharam-pianarana ity.