Nanao sonia Dina ny 24 oktobra ny mpanjono ao Andavadoaka mba hanakatona ny Ankereo amin’ny fanjonoana horita mandritra ny 6 volana nanomboka ny 1 Novambra 2004. Niara-niasa tamin’ny famokarana ny Dina ny mpanjono, ny loholona, ny Blue Ventures ary ny WCS satria tsikaritr’ireo mpanjono sy souscollecteurs fa be dia be ny vola. horita ary nihena ny lanjan'ny horita tsirairay tratra nandritra ny taona 2003 sy 2004.
Download fampiharana-nosy-fasy-mpa-frantsay
Download fampiharana-nosy-fasy-mpa-malagasy