Miresaka momba ny diany niaraka tamin'ny BV ny tompon'andraikitra misahana ny fiarovana any Timor-Leste, Armindo Marques, ary nanofana ny ekipa voalohany mpirotsaka an-tsitrapo manara-maso ny haran-dranomasina.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fametrahana ireo vondrom-piarahamonina ho ivon'ny fanaraha-maso ny haran-dranomasina any Timor-Leste





