Ny Radio Catalunya dia mitatitra avy amin'ny fihaonamben'ny ONU any Lisbonne. Miantso ireo mpitondra sy governemanta manatrika ny UNOC ireo mpanjono manerana izao tontolo izao hamarana ny fahalotoan’ny ranomasina sy ny fiovan’ny toetr’andro, ahitana solontena mpanjono madinika notohananay.