Mitatitra avy amin'ny Fihaonamben'ny Firenena Mikambana momba ny Ranomasimbe any Lisbonne ny Radio Catalunya. Miantso ireo mpitarika sy governemanta manatrika ny UNOC ireo mpanjono avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao mba hampitsahatra ny fandotoana ny ranomasina sy ny fiovan'ny toetr'andro , ahitana ireo solontenan'ny mpanjono madinika izay notohananay.





