Blog: Maryana sy ireo vehivavy mpanjono horita ao amin'ny tanànan'i Merpas
Pramasty Ayu Koesdinar, mpandrindra fandaharana ao amin'ny AKAR Foundation, dia mizara ny tantarany momba ny fihaonany tamin'i Maryana, vady, reny ary mpanjono horita avy any Indonezia.