Al Jazeera: Eo amin'ny sary – Madagasikara: Mihaza antsantsa
Tantara an-tsary mahavariana nataon'i Garth Cripps miaraka amin'ny taratasy fikarohana vaovao manasongadina ny fitomboan'ny fangatahana hazan-dranomasina eran'izao tontolo izao mitondra fifindra-monina mampidi-doza any amin'ny iray amin'ireo kolontsaina an-dranomasina mpifindrafindra monina farany eran-tany.