Webinar: sarin'ny jono horita any Indonezia
Ho fankalazana ny Andro maneran-tany ho an'ny jono, Yapeka, mpiara-miasa amin'ny Blue Ventures, dia niara-niasa tamin'ny Minisiteran'ny Ranomasina sy ny Jono (MMAF) mba hampiantrano ny webinar, 'The Portrait of Octopus Fisheries in Indonesia'.