Bilaogy: Mianatra momba ny fiarovana an-dranomasina amin'ny alalan'ny zavakanto ny zanak'i Sarteneja
Ankizy 35 no nitsidika ny biraon'ny Blue Venture tao Sarteneja vao haingana mba hamorona zavakanto miompana amin'ny ranomasina ary hianatra momba ny ezaka fiarovana any Belize.