Bilaogy: Fampandrosoana mahazaka ny toetrandro? Efa manao izany izahay!
Rehefa misokatra ny COP21 any Paris, dia mandre matetika momba ny “faharetana ara-sosialy-ekolojika”, “fampandrosoana maharitra amin’ny toetr’andro” ary “fandrindrana ny faharetana”, kanefa inona no dikan’ireo teny ireo, ary inona no azontsika ianarana avy amin’izy ireo?