
Fampandrosoana ny vina manga sahisahy eto Madagasikara momba ny fiarovana an-dranomasina
Nanome toky ny minisitry ny Jono eto Madagasikara fa hanangana faritra fanjonoana manokana ho an’ireo mpanjono madinika eto Madagasikara nandritra ny fihaonany tamin’ny MIHARI Network sy Blue Ventures ny 19 jolay lasa teo.