
Huffington Post: Zavatra telo azontsika ianarana momba ny fampandrosoana maharitra avy eto Madagasikara
Tantara hafa avy any Madagasikara: ny fomba fiasan'ny sehatra samihafa sy ny fanajana ny zon'ny fananahana no fanalahidin'ny fampandrosoana maharitra. Lahatsoratra naseho tao amin'ny The Huffington Post.

