
Rehefa mivory ny vondrom-piarahamonina: miaro ny ala honko ao Kubu Raya
Ao amin'io faritra be honko io any Indonezia izay fanjonoana foza fotaka no fivelomana voalohany, vondrom-piarahamonina enina no miara-miasa amin'ny fiarovana ny tontolo iainana.