Banky Iraisam-pirenena: Hihaona amin'ilay mpanavao miady amin'ny fako plastika ao Timor-Leste
Ho an'ny andro iraisam-pirenena ho an'ny ranomasimbe 2019, ny Banky Iraisam-pirenena dia namoaka tafatafa nifanaovana tamin'i Jemima Gomes, Mpanampy Siansa an'ny Blue Ventures.