
Tsy maintsy mitondra vokatra ho an'ny mpanjono madinika ny "Fihaonambentsika momba ny Ranomasimbe" voalohany any Afrika
Amin'ity volana Jona ity, ireo mpitarika eran-tany, ireo fikambanana mpiaro ny tontolo iainana, ireo mpahay siansa ary ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka dia hivory eo amin'ny morontsirak'i Kenya ho amin'ny Fihaonambe faha-11 momba ny Ranomasimbentsika. Tonga ny fihaonambe