Nahazo fankatoavana avy amin'ny mpanjaka ny Blue Ventures tamin'ny lanonana fanokanana ny Tusk Conservation Awards
London, UK – Nahazo fankatoavana avy amin’ny mpanjaka omaly hariva ny asan’ny Blue Ventures eto Madagasikara tamin’ny fanokafana ny Tusk Conservation Awards, natao tao amin’ny Royal Society any Londres ary natrehin’ny Duke sy ny Duchess of Cambridge.