Mamakivaky ny Indo-Pasifika ho amin'ny fiarovana an-dranomasina
Ny faran'ny volana aogositra dia nahita ny fahatongavan'ireo mpitsidika tena niavaka teto Madagasikara – nisy andiana mpanjono Meksikana nandeha 17,500 kilometatra mahery mba hifampiresaka amin'ireo mpiara-dia aminy momba ny horita.