
Fanarenana ny jono amin'ny sehatra maneran-tany: manitatra ny faravodilanitra ny Blue Ventures
Oxford, Royaume-Uni – Ny ezaka mpisava lalana ataon'ny Blue Ventures amin'ny fanarenana ny jono tropikaly miaraka amin'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka dia nahazo ny Loka Skoll 2015 ho an'ny Fandraharahana Ara-tsosialy.